tkg_luk_text_reg/24/19.txt

1 line
351 B
Plaintext

\v 19 Jesosy nizaka tamindreo hoe: ''raha ino?'' Indreo namaly Enazy hoe: ''gne raha mikasiky an'i Jesosy ilay Nazareta, gne mpaminany, nahery tamign'asa sy gne zaka tagnatrehan'Andriamanitry sy gn'olo any, \v 20 ary gne fomba nanoloran'ireo lohanè mpisorona sy gne mpanapaka Enazy mba ho melohy ho faty sy gne nagnomboa Anazy teo amigne hazofizalia.