tkg_luk_text_reg/23/20.txt

1 line
357 B
Plaintext

\v 20 Ary nizaka tamindreo koa Pilato, nagniry dne hsmotsora an'i Jesosy. \v 21 Saingy nitabataba mafy indreo, hoe: "fatsio Izy." \v 22 Nizaka tamindreo fagnitelony izy hoe: "nagnino, ino gne ratsy vitan'ity lelahy ity? Tsy nahita ndre ino ndre ino izay mendriky sazy famonoa any aminazy iaho. Noho izà rehefa avy magnafay Enazy, da hamotsotry Anazy iaho."