tkg_luk_text_reg/23/08.txt

1 line
374 B
Plaintext

\v 8 Rehefa hitan'i Heroda Jesosy, da tena ravoravo izy, satria efa ta-hahita Anazy hatry ny gn'ela. Naharè gne momba Anazy izy ary nagnategna gne hahita fahagaga maro naniny. \v 9 Heroda nametra-pagnotania an'i Jesosy tamigne teny maro, saingy Jesosy tsy namaly ndre ino ndre ino anazy.\v 10 Gne lohane mpisorona sy gne mpanora-dalàgna nitsanga, magnendrikendriky Anazy.