tkg_luk_text_reg/23/03.txt

1 line
410 B
Plaintext

\v 3 Pilato nagnontany Anazy, mizaka hoe: "Enao zany gne mpanjakanè Jiosy?" Jesosy namaly anazy ary nizaka hoe: "vôlazanao." \v 4 Pilato nizaka tam'ireo lohanè mpisona sy gne vahoky hoe: "tsy mahita fahadisoa am'ity lelahy ity iaho." \v 5 Fa mbola nagnizingizy indreo, hoe: "magnakorota gne vahôky io, mampianatry magneragne ny Jodia manontolo, manomboky avy agny Galilia na hatreto am'ity toera ity kada."