tkg_luk_text_reg/23/01.txt

1 line
277 B
Plaintext

\v 1 Nitsanga gn'olo aby tamindreo, ary ninday an'i Jesosy taloan'i Pilato.\v 2 Nanomboky nagnasazy Enazy indreo, nizaka hoe: "hitanay ity lelehy ity nametaveta gne firenenay, nandrara gne hagnomeza hetra an'i Kaisara, ary nizaka fa Izy tegnany mihitsy gne Kristy, mpanjaka."