tkg_luk_text_reg/22/45.txt

1 line
250 B
Plaintext

\v 45 Ary rehefa nitsanga avy nivavaky Izy, da lasa nandeha amigne mpianatry, ary nahita andreo natory nohonign'alahelondreo,\v 46 ka nagnontany andreo hoe: "nagnino enareo matory? Mitsangàna ary mivavaha, mba tsy hidiranareo amigne fakam-pagnahy."