tkg_luk_text_reg/21/23.txt

1 line
328 B
Plaintext

\v 23 Loza ho an'ireo minday vahoky sy ho an'ireo mampinono amin'izà andro iza! Fa hisy fohoria zakabe eo amigne tany, ary hatezera an'io vahoky io. \v 24 Ho lavony gn'antsy lava lela indreo ary hindesy ho babo agny amigne firenena aby, ary Jerosalema da ho vohosihosin'ireo Jentilisa, mandrapa-tanteraky gn'andronè Jentilisa.