tkg_luk_text_reg/21/10.txt

1 line
264 B
Plaintext

\v 10 Ary hoy Izy tamindreo hoe: "gne firenena da hitsanga hanohitry firenena, ary fanjakà hanohitry fanjakà. Hisy horohoron-tany zakabe, ary mosary sy areti-mandavo agny amigne toera samihafa. \v 11 Hisy tranga mampalia ary famatara zakabe avy agny an-dagnitry.