tkg_luk_text_reg/21/01.txt

1 line
447 B
Plaintext

\v 1 Jesosy nitodiky da nahita ireo lelahy mana-karena izay nandatsaky gne fanatitry ndreo tao amigne fandatsahan-drakitry. \v 2 Nahita pivatotry mahantra raiky nandrotsaky farantsa roy tao Izy. \v 3 Ka hoy Izy hoe: "zakaiko marigny aminareo, ity pivatotry mahantra ity da nandatsaky maro noho izy aby. \v 4 Ireo rehetra ireo da nagnome rakitry araky gne habenè hareny. Fa ity pivatotry ity, tamigne fahatrany, da nandatsaky gne fivelomany aby."