tkg_luk_text_reg/20/37.txt

1 line
298 B
Plaintext

\v 37 Fa gne maty da tsy natsanga, ndre i Mosesy da nampiseho, tamigne toera izay nisy gne voaroy, izay nangiany gne Tompo ho Antriamanitr'i Abrahama sy Andriamanitr'Isaka ary Andriamanitr'i Jakoba. \v 38 Ary Izy da tsy Andriamanitry gne maty, fa gne velo, satria gne raha aby da velo ao aminazy."