tkg_luk_text_reg/20/29.txt

1 line
358 B
Plaintext

\v 29 Nisy mpirahalahy fito ary gne volohany nanam-bady, ary maty tsy nanan-janaky, \v 30 ary gne faharoy da akoizà koa. \v 31 Nampiakatry anazy gne fahatelo, da akoizà aby indreo fito samby tsy nanan-janaky, ary maty. \v 32 Tafaran'izà da maty koa ilay viavy. \v 33 Amigne fitsanga amigne maty, ho vadin'ia ay izy? Fa samby efa nanambady enazy izy fito."