tkg_luk_text_reg/17/03.txt

1 line
277 B
Plaintext

\v 3 Mitandrema enareo. Laha manota gne rahalahanareo, rohono mafy izy, ary laha mibebaky izy, da mamela anazy. \v 4 Laha manota aminao im-pito agnatine andro raiky izy, ka mifona aminao im-pito izy ary mizaka hoe: “mibebaky ndà ià”, da tsy maintsy mamelà anazy enao!”