tkg_luk_text_reg/14/18.txt

1 line
418 B
Plaintext

\v 18 Indreo aby da nitovy hevitry ary nanomboky nagnano fela-tsigny. Gne voalohany nizaka taminazy hoe: «nividy saha ia, ka tokony hijotso ia ary agnety eniza. Miala tsigny ia». \v 19 Nisy raiky hafa koa nizaka hoe: «nividy aomby folo ia, ary andeha hamantatry eniza heky. Miala tsigny ia». \v 20 Avy teo da nisy lelah raiky hafa koa nizaka hoe: «vao avy napiaka-bao ia, ary noho iza da tsy afaky gne hoavy ia».