tkg_luk_text_reg/12/35.txt

1 line
304 B
Plaintext

\v 35 Aoka gne akanjo lavanareo hasitrikareo gne valahanareo, ary gne jironareo hirehitry lalandava. \v 36 Ary magnanova ako ireo olo izay mandigny gne tompony hipody avy agny ame lanognam-pampakaram-bady, mba raha avy izy ka mandondogny, da ho afaky hanokatry gne varangara ho anazy avy hatragny indreo.