tkg_luk_text_reg/10/23.txt

1 line
281 B
Plaintext

\v 23 Avy teo da niodigny tame mpianatry Izy ka nizaka mangingy hoe: « Sambatry gne mahita gne raha hitanareo. \v 24 Rohoniko aminareo, mpaminany sy mpanjaka maro gne nagniry ahita eniza raha hitanareo za, fa tsy hitandreo iza, ary aharè gne raha rènareo, fa tsy rèndreo iza».