tkg_luk_text_reg/07/06.txt

1 line
591 B
Plaintext

\v 6 da nanohy gne làlagny nindray tamindreo i Jesosy. Rehefatakeky gne tragno Izy, da nagniraky nama i Kapiteny ary nizaka taminazy hoe: «Tompo ô! Ka manahira gnainao enao satria tsy mendriky gne hidera anao ambanine tafotragnoko ià. \v 7 Noho izà da tsy nihevitry gne tegnako ho mendriky agnatrehanao ià, fa mizaka zaka raiky da ho tsara gne mpiasako. \v 8 Ame maha ambany fahefaha enah, da mana miaramila ambaniko evakoa. Hoy ià amty raiky ty se: «mandiana», da mandeha izy, ary ame raiky hafa: «avia», da magnato izy, ary ame mpiasa hoe: «amboaro ity», ary da haniny izà».