tkg_luk_text_reg/03/10.txt

1 line
245 B
Plaintext

\v 10 Ary gne vahoaky da nagnotany enazy lava, nizaka hoe: «ino gnaninay? » \v 11 Namaly endreo Izy hoe: «laha misy olo mana akanjo lava roy, tokony mizara ame tsy mana izy, ary ndre gne mana raha hoany da tokony hagnano akoizà avakoa izy».