\v 18 \v 19 \v 20 18 Ary I Zakaria da nizaka tamin’gne anjely hoe: « ino gnahafatarako en’izà? Satria ià efa rangaha be ary gne vadiko da efa ragnavavy be evakoa». 19 Ary hoy gne anjely namaly sy nizaka taminazy se: « iaho i Gabriela, ilay mitsanga eo agnatrehan’Andriamanitry.Ary niraha iaho mba hilaza aminao, hinday en’izao vaovao tsara izao aminao. 20 Nefa ho moa ary tsy hahazaka mandra-pevisane gn’andro hiboahan’izà raha zà. Satria tsy mino gne zakako enao, izay ho tanteraky ame fotoa voafaritry».