\v 39 Gne Fariseo sasany tamigne vahoky da nizaka taminazy hoe: "Eh! ramosè, zakay mafy gne mpianatrao." \v 40 Namaly Jesosy ary nizaka hoe: "Zakaiko aminareo, fa raha mangigny ireo, da hitoreo gne vato."