\v 15 Noroahandreo hiala amigne tanim-bôloboky izy ary novonoindreo. Ino ary gn'anigne tomponetanim-bôloboky amindreo? \v 16 Ho avy izy ary hagnapotiky gne mpamboly vôloboky, ary hagnome gne tanim-bôloboky hoany gn'hafa." Rehefa naharè enizà indreo, da nizaka hoe: "Sagnatria amigne Zagnahary!"