\v 59 Ary tame gn’andro fahavalo da avy hamora gne zaza indreo. Saiky ho angiandreo hoe: «Zakaria», araky gnagnaran’iabany izy. \v 60 Kanefa i endriny gne namaly ary nizaka hoe: «tsia». I Jaona gne hangia anazy. \v 61 Ary hoy e namany se: «tsy misy ame gnavanao angia an’izàagnara zà?»