\v 51 Laha efa nariny gn’andro apekara anazy, da nitodiky ho agny Jerosalema izy. \v 52 Nandefa hiraky taloa izy, ary nandeha indreo ka niditry tame tanà-ne Samaritana mba hagnoma gne raha aby ho anazy. \v 53 Fa gne vahôky tao tsy nandray enazy, satria nitodiky ho agny Jerosalema izy.