\v 46 Avy teo da nanomboky nisy tsy fifankazaoan-kevitry tamindreo gnam’hoe ho zakabe sady ho to-teny amindreo. \v 47 Fa i Jesosy d’efa nahafatatry gn’hevitry tagnaty trokindreo, ka zaza madiniky raiky Izy ka napidobohiny tagnilany teo \v 48 ary nizaka tamindreo izy hoe:’fa n’iza n’iza mandray an’ity zaza ty am’gnagnarako da mandray enah; ary n’iza n’iza mandray enah, da mandray gne Ray izay nagniraky enah. Fa izay kidy indrindra aminareo aby gne zakabe».