\v 32 Ary i Petera sy gne niray taminazy da navesatre torimaso, fa laha natsiaro indreo, da nahita gne voninahitriny sy gne lelah roy nindray nitsanga taminazy. \v 33 Ary laha niala lavidavitry en’i Jesosy indreo, da hoy i Petera taminazy se: «Tompo o! tsara amitsika gne mijano etoa. Apetray iahay agnano felofa telo, gne raiky Anao, gne raiky an’i Mosesy, gne raiky an’i Elia». ( tsy fatatriny izay nozakainy).