\v 36 Igny, Elizabeta havanao da bevoky zazalelah evakoa ndre da tame fahaterany izà. Efa ame faha enim-bolany izy zao, izy e nany hoe momba. \v 37 Satria tsy misy raha tsy azo tanterahagny laha ame gn’Andriamanitry». \v 38 Hoy Maria: «Eh!, iaho gne mpanompo vavin’ny Tompo. Engany anie mba ho tanteraky aminah izà araky gne hafatrao».Ary niala taminazy teo gn’anjely.