\v 1 Ary gne mpandagno hetra aby sy gne mpanota sasany da avy teo am’i Jesosy mba hiteno enazy. \v 2 Nifampimoromoro gne Fariseo sy gne mpanoratry lalagna, nizaka hoe: «io lelah io da mandray mpanota, ary miara-mihihina amindreo».