\v 24 Gne tandapa nizaka tamin'ireo izay nitsanga takeky teo hoe: 'Alay aminazy gne farantsa, ary omeo gne mana gne farantsa folo.' \v 25 Ary hoy indreo taminazy hoe: "Tompo, mana farantsa folo izy.'