\v 56 \v 57 \v 58 56 Nijano nipetraky tao am’i Elizabeta tokony ho telo volagny I Maria ary avy teo da nipody tagny andragnony izy. 57 Ary avy gne fotoa hiterahan’i Elizabeta gne zanany ary niteraky zazalelah izy. 58 Nahare gne famindram-po zakabe namboarin’ny Tompo taminazy gne mpiara monigny aminazy sy gne havany aby, ary nindray niravo taminazy indreo.