\v 26 \v 27 \v 28 \v 29 26 Tame faha enim-bola, da nirahan’Andriamanitry gn’anjely Gabriela tame tanà raiky tao Galilia atao hoe Nazareta, 27 handeha ame virjiny raiky izay fofom-badine lelah antsoigny hoe Josefa. Agnisane taranak’i Davida izy, ary gnagnaran’izà virjiny zà da i Maria. 28 Nagnato enazy izy ary nizaka hoe: «Arahaba, ry ilay nohasoavigny indrindra, ny Tompoho ao aminao». 29 Fa tena very hevitry tame zakany izy nagnontany tegna hoe karazane fiarabaha akoign’ino izà.