\v 36 Raha nizaka izà raha izà indreo, da nitsanga teo antegnategnandreo teo Jesosy tegnany, ary ary nizaka tamindreo hoe: "Fiadana anie ho anareo." \v 37 Saingy taitry sy nalia indreo, ary nihevitry fa nahita fagnahy.