\v 6 Tsy avidy farantsa kely roa me gne tsintsina dimy? Kanefa tsy misy raiky amin’iregny izay hadigno eo agnatrehan’Andriamanitry. \v 7 Fa gne vilon-dohanareo aza da va-isa avakoa. Aza matahotra. Fa manan-danja mihôtry nohon’gne tsintsina maro enareo.