\v 25 Ary vahôky maro gne nandeha niray taminazy, ary nitodiky Izy ary nizaka andreo hoe: \v 26 «laha misy aminareo magnato Enah ary tsy malaigny en’iabany, en’iendriny, gne vadiny, gne zanany, gne rahalahany sy gne rahavaviny, ary na gne fianany koa, da tsy afaky gne ho mpianatriko izy. \v 27 N’iza n’iza tsy minday gn’hazofijaliany ary magnaraky Enah da tsy afaky ho mpianatriko.