\v 14 Nagnontany enazy evakoa gne miaramila hoe: «akory gne momba anay? Ino e tsy maintsy ataonay? Izy nizaka tamindreo hoe: «ka mangala vola amin’olo ankeriny, ary ka mavandy amin’olo.Mifalia ame karamanareo».