\v 5 Tame gn’andron’i Heroda, mpanjakane Jodia, da nisy raiky tame mpisorona atao hoe Zakaria, avy tame gn’antokon’i Abia. Gne vadiny da avy tame gnanaky vavin’i Arona, ary gnagnarany da i Elizabeta. \v 6 Samby marigny tagnatrehan’Andriamanitry indreo aby, ary da nagnaza gne didy aby sy gne fitsipiky ny Tompo.\v 7 Kanefa tsy nanagn’anaky indre, satria momba i Elizabeta, ary da efa samby antitry evakoa indreo roy tamizà fotoa zà.