\v 14 Ho faly sady ho ravo enao, ary da maro evakoa gne ho faly am’gnè fahaterany. \v 15 Satria ho zakabe izy agnatrehan’ny Tompo. Tsy hindrano divay na zava-pisotro mahery mihitsy izy, ary da ho feno fagna masigny nanomboky tame trokin’iendriny izy.