\v 37 Fa Iaho mizaka aminareo, izay vosoratry momba Anahy da tsy maintsy tanteraky: 'Izt da norery akoigne raiky am'ro tsy magnara dalàgna.' Fa izay nozakay aloha gne momba Anahy da efa ho tanteraky." \v 38 Da nizaka indreo hoe: "Tompo, iteo! Itoa misy sabatry roy. "Namaly endreo Izy hoe: "Ampy izà."