\v 20 Rehefa hitanareo vodidine miaramila Jerosalema, da fataro fa efa akeky gne faharavany. \v 21 Da oka ireo agny Jodia handotsitry agny amigne tendrombohitry, ary oka ireo agny amigne tegnetegnene tanĂ  hiala, ary ary kavela hiditry ao gnagny ambanivohitry. \v 22 Fa ireo gn'androne valifaty, mba ho tanteraka gne raha efa vosoratry.