\v 34 Tsara gne sira, fa laha very gne tsirone sira, akoingaia gne hahamasy enazy koa? \v 35 Tsy misy ilane tany azy na da gne zezike tany aza, Aria fotsiny iza. Gne mana-sofy ho enti-miteno, aok’izy hiteno».