\v 12 Gne mpandagno hetra da avy amboary batisa, sady nizaka taminazy hoe: «mpampianatry ô, ino gne tsy maintsy haninay? \v 13 Nizaka tamindreo Izy hoe: «ka mandagno vola mihoatrine napangalay enareo».