\v 21 Kanefa iahay nagnategna fa Izy gne hagnafaky an'Israely. Eka, ary akotry en'izà any izà, telo andro androany izao gne nitrangan'izà raha aby izà.