\v 4 Mizaka aminareo Iaho namako, ka matahatry enareo izay mamono gnay, ary afaran’izà da tsy misy n’ino n’ino azony any etsana. \v 5 Fa hampitandry enareo Ià gne amin’izay hatahora. Matahora izay manam-pahefa hagnary agny ame helo. Eka, mizaka aminareo ià, matahora Anazy.