\v 38 Ary raha niray nandeha indreo, da niditry tao ame Tanà raiky Izy, ary nisy viavy raiky atao hoe Marta nampandroso Enazy tandragnony. \v 39 Nana rahavavy atao hoe Maria izy, izay nidoboky teo ame tombon’ny Tompo ary naharè gne zakany.