\v 3 Hoy Izy tamindreo se:’ka minday n’ino n’ino ame dianareo – tsy misy angira, tsy misy tragnom-batsy, tsy misy mofo, tsy misy vola, tsy misy akanjo fagnampiny. \v 4 Gne tragno idiranareo, da mijano ao mandra-pelanareo.