\v 49 Avy teo laha mbola nizaka izy da nisy olo raiky avy tame tragnone mpitariky gne synagoga, nagnano hoe: «maty gne zanakao vavy. Ka manahira gne mpampianatry koa». \v 50 Laha nahare en’izà i Jesosy, da namaly en’i Jairo hoe: « ka matahatry; anio ambony gne finoa, da ho salama izy».