\v 28 laha nahita an’i Jesosy izy da nikoritsaky mafy sady nandohaliky takatrefany ka nizaka mafy hoe: «ino gniresanao aminaha Jesosy zana’Andriamanitry Avo Indrindra? Miangavy ià mba ka ampijaly ro». \v 29 Fa i Jesosy da nandidy gne fanga ratsy mba hiala tam’zà lelah zà. Efa ela be gne nipetrahan’izà fagna ratsy zà taminazy, ndre nofihezy tame rojo sy gne gadra vy ary nembena aza izy da novilivilahany aby izà ary nindesine demonia tagn’efitry izy.