\v 24 Ary laha lasa gnolo nirahan’i Jaona, da nanomboky nizaka tame vahôky i Jesosy mahakasiky en’i Jaona hoe : « Hagnety ino gne nijotsohanareo tagny agn’efitry ? Sa Volotara nohozongozognone rivotry ? \v 25 Fa hagnety ino gne nijotsohanareo tagny ? lelah misiky tsara avao ? Hiteo, gne misiky akanjo lafo vidy sy gne miaigny ao ame fiaina tsara da ao ame lampane mpanjaka. \v 26 Fa hagnety ino gne nijotsohanareo tagny ? Sa mpaminany ? Eka, hoy ia aminareo, ary mihôtry lavitry gne mpaminany.