\v 8Noho izà da mamokara voa mendriky gne fibebaha, ary aza manomboky mizaka ao agnatinareo hoe: «iahay mana an’i Abrahama ho iabanay» ka miroho enareo ià fa Andriamanitry da afaky mananga zanaky ho an’i Abrahama avy amitoa vato toa.