\v 33Iabany am’iendrine zaza da gaga tame raha nozakay mahakasiky enazy. \v 34 Nitso-drano endreo i Simona ary nizaka tam’i Maria iendriny hoe: «eka, ity zaza ty da vatendry ho ame fandavoa sy fanandrata gnolon’Israely maro ary ho famatara izay tsy neke- \v 35 ary hisy sabata handrôky gne fagnahanao mba ho vambara gne hevitry gne fo ne maro».