\v 52 Naonga tame seza fiandrianany gne zanaky lahine mpanjaka ary gne nasandratriny aby. \v 53 Namboariny voky zava-tsoa gne mosare aby, fa mpanan-karia napodiny tsy nana n’ino n’ino.