\v 8 Nitsanga Zakaiosy da nizaka tamigne Tompo hoe: "iteo, Tompo, gn'asasaky gne fanagnako da omeko hoane mahantra, ary raha nisy raha nagnabakako gn'olo, da honerako amboniny gn'efatry." \v 9 Jesosy nizaka taminazy hoe: "androany gne famojena vo avy amin'ity tokatragno ity, satria izy da zanak'i Abrahama. \v 10 Fa gne Zanak'Olo da tonga mba hitady sy hamonjy gn'olo izay very."